Tantaran'i Nenilava Sy NY Fifohazana Ao Madagasikara (Boky Voalohany - Soatanana Sy Ankaramalaza) - Melchi Razato - Books - Createspace Independent Publishing Platf - 9781537520339 - August 2, 2016
In case cover and title do not match, the title is correct

Tantaran'i Nenilava Sy NY Fifohazana Ao Madagasikara (Boky Voalohany - Soatanana Sy Ankaramalaza)

Melchi Razato

Price
$ 29.99

Ordered from remote warehouse

Expected delivery Aug 2 - 16
Add to your iMusic wish list

Tantaran'i Nenilava Sy NY Fifohazana Ao Madagasikara (Boky Voalohany - Soatanana Sy Ankaramalaza)

Toko Voalohany: IZA MOA I NENILAVA? - Inona ny asan'i Nenilava? - Tantaran'ny fahazazan'i Nenilava - Foko Antemoro - Ireo Raiamandreniny ara-nofo - Fianarany tany an-tsekoly - Fandrenesana feo - Fialana tao Mandrondra Toko 2: TANTARAN'NY FIDIRAN'NY FILAZANTSARA TAO MADAGASIKARA - Asa misiona nataon'ny LMS (Anglisy) - Asa misiona nataon'ny NMS (Norveziana) - Ny fanomanana tany Norvezy - Ny fanombohana tao Betafo - Misiona Amerikana - Misiona Frantsay - Ambatovinaky Toko 3: NY FIFOHAZANA - Inona no atao hoe Fifohazana? - Inona no atao hoe matory fanahy? - Antony mahatonga ny olona sasany tsy tia ny fifohazana - Nahoana no matetika mitomany ny mpifoha? - Fomba famohazan'ny Fanahy Masina olona - Ny olona manao ahoana no mila famoahana demonia? Toko 4: DADA RAINISOALAMBO SY NY FIFOHAZANA SOATANÀNA - Asa misiona tany Betsileo atsimo - Fifanarahana LMS / NMS - Zava-nisy talohan'ny fiantsoana an-dRainisoalambo - Ny fiantsoana an-dRainisoalambo - Fifohazan'ny fianakavian-dRainisoalambo - Fomba fiasan-dRainisoalambo Toko 5: NIDITRA TAMIN'NY FIAINANA KRISTIANA I NENILAVA - Batisa sy fanambadian'i Nenilava - Ny fiantsoana an'i Nenilava - Ilay adim-panahy naharitra 2 taona - Famohazana an'i Petera sy Nenilava - Toriteny voalohany nataon'i Nenilava Toko 6: NANOMBOKA NANAO NY ASAN'NY TOMPO I NENILAVA - Famoahana demonia voalohany tao Ankaramalaza Toko 7: NY FIANARAN'I NENILAVA SY NY FISEDRANA AZY - Fianarana vakiteny sy fiteny tsy fantatra ary Soratra Masina - Fomba fiakaran'i Nenilava any an-danitra - Herin'Andriamanitra natafy an'i Nenilava - Ady tamin'ny dragona Toko 8: NY ASA TAO AMIN'NY DISTRY VOHIPENO - Ny anarana hoe NENILAVA - Nenilava ilay Reny malala - Asa lehibe natao tao amin'ny Distry Vohipeno - Asa tao anatin'ilay tabataba MDRM 1947 Toko 9: NY FANOKANANA AN'I NENILAVA Toko 10: IREO OLANA SY FANENJEHANA NIHATRA TAMIN'I NENILAVA - Fanenjehana avy amin'ny fianakaviany, manam-pahefana, fiangonana, misionery Toko 11: NY FITARAN'NY ASA NIVOAKA NY DISTRY VOHIPENO - Fanambadian'i Soanambiny sy Rafilipo - Zava-dehibe ny fifamelana heloka Toko 12: ASAN'I NENILAVA TANY ANTANANARIVO Toko 13: ASAN'I NENILAVA TANY ANTSIRABE - Toerana nivantanana tao Antsirabe - Iza moa i Pastora Rajosefa - Fizotry ny asa nandritra ny efa-bolana tao Antsirabe - Fomba fiasan'i Nenilava tao Antsirabe - Ireo mpiara-miasa amin'i Nenilava - Asa nanodidina an'Antsirabe Toko 14: FOMBA FIANTSOAN'NY TOMPO OLONA TAMIN'NY ALALAN'I NENILAVA - Tantaram-piantsoana olona ho Pastora Toko 15: MANAO AHOANA NY FOMBA HIDIRANA AO AN-DANITRA ARAKA NY VOALAZAN'I NENILAVA - Tantaran'olona very - Tantaran'olona voavonjy - Toro-hevitra avy amin'i Nenilava FAMARANANA - Inona no tokony hatao rehefa ny fanasina no tonga matsatso? - Mamy i Madagasikara, ary tany tian'Andriamanitra izy
=====
Mama Volahavana Germaine, commonly known as Nenilava, wanted to write her own biography, but she was illiterate, and couldn't do it despite the great works she did for the world as a God's Messenger (Prophetess) and Leader of the Ankaramalaza Revival Movement.
So I decided to write it, along with Dada Rainisoalambo's history (another Revival Leader, who started in Soatanàna Fianarantsoa Madagascar in 1894). This is the first book of a series, it contains also a history of the first mission works in Madagascar, done by the LMS (London Missionary Society) and the NMS (Norwegian Missionary Society).
The origin of the Malagasy Lutheran Church is being narrated in one of the 15 chapters of this book, and a definition of the spiritual "Revival" (referred in the Malagasy Language as "Fifohazana").
Finally, I've described there an advice from Nenilava about what to do to go to heaven! The current book is written in Malagasy, but it will be translated into French

Media Books     Paperback Book   (Book with soft cover and glued back)
Released August 2, 2016
ISBN13 9781537520339
Publishers Createspace Independent Publishing Platf
Pages 192
Dimensions 152 × 229 × 10 mm   ·   263 g
Language Malagasy  

Show all

More by Melchi Razato